Sortie de promotion de la section Benelux de la FIMPIMA

 Bruxelles, 25 septambra2021. L’Ambassadeur Jean Omer Beriziky et le personnel de l’ambassade de Madagascar à Bruxelles ont participé à la cérémonie marquant la sortie de promotion de la section Benelux de la FIMPIMA (Fikambanan’ny Mpikabary eto Madagasikara, « Association des rhéteurs à Madagascar »), la remise de certificat aux étudiants de la langue malagasy et la rentrée des nouvelles promotions de rhéteurs.

L’Ambassadeur Beriziky s’est félicité du dynamisme de la Diaspora malagasy dans la région Benelux et a exhorté le Fimpima Benelux à persévérer dans la promotion des richesses culturelles de Madagascar. Il a réitéré son engagement ainsi que celui de l’ensemble du personnel de la mission à rester à l’écoute de la Diaspora.

Fimpima actus 1 2592021


25 septambra2021. Notontosaina teto Bruxelles ny lanonana famoahana ny Mpikabary Andiany "Andraina" sy "Salohy", fanasaloran-damba ny Andiany"Sandratra" sy "Andraina", fanokafana ny taom-pianarana 2021-2022 ary fanolorana mari-pankasitrahana ho an’ireo Mpianatra Teny Malagasy taona 2021.
Niarahaba ireo Andiany ny lehiben’ny Masoivohon’i Madagasikara eto Benelux, namporisika ny Malagasy am-pielezana hitandro hatrany ny harentsaim-pirenena malagasy ary nanantitra ny fahavononany sy ireo mpiara-miasa aminy ao amin’ny masoivoho ho amin’ny fiaraha-misalahy amin’ny Malagasy am-pielezana.

« Kabary, harem-pirenena mampandroso ny taranaka ankehitriny ary lovan-jafy »
« Kabary, ivelaran'ny isam-paritra, mampiray ny Malagasy ; kabary antsika jiaby »

Fimpima actus 3 2592021